|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatomizana |
| Singan-teny | 2vato, 3mizana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[vato mizana]
6a weight used on a scale.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[vato mizana]
7poids de balance.
[1.8] [vato mizana] 8masse marquée. [1.13] |
| Ohatra |
9 Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany
[2.508#]
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|